Joshua 15:62 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Nibsana sy ilay Tanànan-tsira ary i Eny-Gedỳ: Tanàna enina mbamin’ny vohitra miankina aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Nebsana, i Ir-Hamelàka ary i En-Gadi: tanàna enina sy ny zana-bohiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Nibsana, ilay tanàna mpamokatra sira, ary i Haîna-Gedỳ; izany hoe tanàna enina miampy ireo tanàna kely miankina aminy.
Malagasy Bible 1865
sy Nibsana sy ilay Tanànantsira ary En-jedy: tanàna enina sy ny zana-bohiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Nibsana sy ilay Tanànan-tsira ary i Eny-Gedỳ: Tanàna enina mbamin’ny vohitra miankina aminy.
malagasy
sy Nibsana sy ilay Tanànantsira ary En-jedy: tanàna enina sy ny zana-bohiny.Ary ny amin'ny Jebosita, mponina any Jerosalema, dia tsy naharoaka azy ny taranak'i Joda; fa miara-monina amin'ny taranak'i Joda any Jerosalema mandraka androany izy ireny.