Joshua 15:63 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny amin’ny Jebosita, mponina any Jerosalema, dia tsy naharoaka azy ny taranak’i Joda; fa miara-monina amin’ny taranak’i Joda any Jerosalema mandraka androany izy ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy naharoaka ny Jeboseanina izay monina ao Jerosalema ny taranak’i Jodà, ka niara-nitoetra tamin’ny taranak’i Jodà ao Jerosalema ny Jeboseanina mandraka androany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo Jebosita izay mponina tao Jerosalema kosa dia tsy voaroakan’ny taranak’i Joda, ka mbola miara-monina aminy ao Jerosalema mandraka androany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'ny Jebosita, mponina any Jerosalema, dia tsy naharoaka azy ny taranak'i Joda; fa miara-monina amin'ny taranak'i Joda any Jerosalema mandraka androany izy ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny amin’ny Jebosita, mponina any Jerosalema, dia tsy naharoaka azy ny taranak’i Joda; fa miara-monina amin’ny taranak’i Joda any Jerosalema mandraka androany izy ireny.
malagasy
Ary ny amin'ny Jebosita, mponina any Jerosalema, dia tsy naharoaka azy ny taranak'i Joda; fa miara-monina amin'ny taranak'i Joda any Jerosalema mandraka androany izy ireny.