Joshua 16:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy nandroaka ny Kananita izay nonina tany Gezera izy; fa monina eo amin’i Efraima ny Kananita mandraka androany ka ampanaovina fanompoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nandroaka ny Kananeanina nonina teo Gazera izy ireo, ka niara-nonina tamin’i Efraima mandraka androany ny Kananeanina, nefa ampanaoviny fanompoana kosa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny taranak’i Efraîma dia tsy nandroaka ny Kanahanita izay nonina tao Gezera. Koa mbola miara-monina aminy ihany ireny kanahanita ireny mandraka androany, ary nampanaoviny asa fanompoana.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy nandroaka ny Kananita izay nonina tany Gazera izy; fa monina eo amin'i Efraima ny Kananita mandraka androany ka ampanaovina fanompoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy nandroaka ny Kananita izay nonina tany Gezera izy; fa monina eo amin’i Efraima ny Kananita mandraka androany ka ampanaovina fanompoana.
malagasy
Ary tsy nandroaka ny Kananita izay nonina tany Gazera izy; fa monina eo amin'i Efraima ny Kananita mandraka androany ka ampanaovina fanompoana.