Joshua 16:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hatreo Betela ka hatrany Lozy, nandroso hatrany amin’ny sisintanin’ny Arkita any Atarota,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy ao Betela ny faritry ny tany nihatra tamin’ny Lozy, ary nihazo tamin’ny faritry ny tanin’ny Arkeanina ao Atarôta,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia mankany Lozy, mandalo an’i Hatarôta izay sisin-tanin’ny Arkita,
Malagasy Bible 1865
dia hatrany Betela ka hatrany Lozy, ka nandroso hatramin'ny fari-tanin'ny Arkita hatrany Atarota,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hatreo Betela ka hatrany Lozy, nandroso hatrany amin’ny sisintanin’ny Arkita any Atarota,
malagasy
dia hatrany Betela ka hatrany Lozy, ka nandroso hatramin'ny fari-tanin'ny Arkita hatrany Atarota,