Joshua 16:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nidina niankandrefana nahazo ny sisintanin’ny Jafleta ka hatramin’ny sisintanin’i Bety-Horona ambany sy i Gezera, nihatra tamin’ny ranomasina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nidina ao andrefana mankany amin’ny tanin’ny Jefletianina, hatramin’ny tanin’ny Betôrôna ambany ka hatrany Gazera, dia nihatra amin’ny ranomasina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
midina miankandrefana ho any amin’ny sisin-tanin’ny Jafletita, mandalo an’i Bety-Hôrôna ambany sy i Gezera, ary mipaka amin’ny Ranomasina Mediteranea.
Malagasy Bible 1865
dia nidina niankandrefana nahazo ny tanin'ny Jafletita ka hatramin'ny fari-tanin'i Bedhorona ambany sy Gazera ka dia nihatra tamin'ny ranomasina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nidina niankandrefana nahazo ny sisintanin’ny Jafleta ka hatramin’ny sisintanin’i Bety-Horona ambany sy i Gezera, nihatra tamin’ny ranomasina.
malagasy
dia nidina niankandrefana nahazo ny tanin'ny Jafletita ka hatramin'ny fari-tanin'i Bedhorona ambany sy Gazera ka dia nihatra tamin'ny ranomasina.