Joshua 16:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandray ny lovany i Manase sy i Efraima, taranak’i Josefa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no lova noraisin’ny taranak’i Josefa, dia i Manase sy i Efraima.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo taranak’i Jôsefa, izany hoe ny fokon-dry i Manase sy i Efraîma, no nandova izany.
Malagasy Bible 1865
Dia azon'i Manase sy Efraima, taranak'i Josefa, ny lovany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandray ny lovany i Manase sy i Efraima, taranak’i Josefa.
malagasy
Dia azon'i Manase sy Efraima, taranak'i Josefa, ny lovany.