Joshua 16:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny sisintanin’ny taranak’i Efraima araka ny fokony kosa dia izao: Ny sisintany atsinanana amin’ny lovany dia hatrany Atarota-Adara ka hatrany Bety-Horona ambony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no faritry ny tanin’ny taranak’i Efraima araka ny fianakaviany: ny faritry ny lovany dia izao: amin’ny atsinanana, Ataret-Adara hatrany Betôrôna ambony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao kosa no velaran-tanin’ny Efraîmita ho an’ireo tarika ao anatiny: ny sisiny atsimo dia manomboka hatreo Hatarôta-Adara any atsinanana, tonga hatrany Bety-Hôrôna ambony
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'ny fari-tanin'ny taranak'i Efraima araka ny fokony, ny fari-taniny atsinanana amin'ny lovany dia hatrany Atarot-adara ka hatrany Beti-horona ambony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny sisintanin’ny taranak’i Efraima araka ny fokony kosa dia izao: Ny sisintany atsinanana amin’ny lovany dia hatrany Atarota-Adara ka hatrany Bety-Horona ambony.
malagasy
Ary ny amin'ny fari-tanin'ny taranak'i Efraima araka ny fokony, ny fari-taniny atsinanana amin'ny lovany dia hatrany Atarot-adara ka hatrany Beti-horona ambony.