Joshua 16:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny sisintaniny dia nandroso niankandrefana hatrany avaratr’i Mikmeta, niolaka niantsinanana hatrany Tanata-Silo, nihoatra eo atsinanany hatrany Janoha,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny lafiny andrefana ny faritry ny tany dia nipaka tamin’i Makmetata any avaratra, ary miolaka ny faritry ny tany atsinanana mankany Tanata-Selao, dia nihazo teo anoloany mankamin’ny atsinanan’i Janôe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary mipaka amin’ny Ranomasina Mediteranea. Ny sisin-tany tendrony avaratra kosa dia eo Mikmetata. Eo atsinanan’i Mikmetata dia mihodina mankany Taanata-Silao ary mizotra miantsinanana ho any Janôhà;
Malagasy Bible 1865
Ary ny fari-taniny dia nandroso niankandrefana hatrany avaratr'i Mikmeta, dia niolaka niantsinanana hatrany Tanata-silo ka nihoatra eo atsinanany hatrany Janoha,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny sisintaniny dia nandroso niankandrefana hatrany avaratr’i Mikmeta, niolaka niantsinanana hatrany Tanata-Silo, nihoatra eo atsinanany hatrany Janoha,
malagasy
Ary ny fari-taniny dia nandroso niankandrefana hatrany avaratr'i Mikmeta, dia niolaka niantsinanana hatrany Tanata-silo ka nihoatra eo atsinanany hatrany Janoha,