Joshua 16:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mbamin’ny tanàna natokana ho an’ny taranak’i Efraima teo amin’ny lovan’ny taranak’i Manase koa, dia ny tanàna rehetra mbamin’ny vohitra miankina aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy tanàna koa samy omban’ny zana-bohiny avy nitokana teo afovoan’ny lovan’ny taranak’i Manase, ka an’ny taranak’i Efraima.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
miampy ireo tanàna sy zana-bohitra notsongaina teo anivon’ny zara tanin’ny fokon’i Manase.
Malagasy Bible 1865
mbamin'ny tanàna natokana ho an'ny taranak'i Efraima teo amin'ny lovan'ny taranak'i Manase koa, dia ny tanàna rehetra mbamin'ny zana-bohiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mbamin’ny tanàna natokana ho an’ny taranak’i Efraima teo amin’ny lovan’ny taranak’i Manase koa, dia ny tanàna rehetra mbamin’ny vohitra miankina aminy.
malagasy
mbamin'ny tanàna natokana ho an'ny taranak'i Efraima teo amin'ny lovan'ny taranak'i Manase koa, dia ny tanàna rehetra mbamin'ny zana-bohiny.Ary tsy nandroaka ny Kananita izay nonina tany Gazera izy; fa monina eo amin'i Efraima ny Kananita mandraka androany ka ampanaovina fanompoana.