Joshua 17:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahazo anjara koa i Manase teo amin’Isakara sy teo amin’i Asera, dia Bety-Sana sy ny vohitra miankina aminy, Ibleama mbamin’ny vohitra miankina aminy, ny mponina any Dora mbamin’ny vohitra miankina aminy, ny mponina any Eny-Dora koa mbamin’ny vohitra miankina aminy, ao koa ny mponina any Tanàka mbamin’ny vohitra miankina aminy ary ny mponina any Megido mbamin’ny vohitra miankina aminy, dia amin’ny faritany telo ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lasan’i Manase tao amin’ny tanin’i Isakara sy i Asera: i Bety-Sàna sy ny tanàna momba azy, i Jeblaama sy ny tanàna momba azy, ny mponina ao Dôra sy ny tanàna momba azy, ny mponina ao Tenàka sy ny tanàna momba azy, ny mponina ao Magedao sy ny tanàna momba azy: ireo no faritan’i Havoan-telo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny faritanin’i Jisakara sy i Asera dia nahazoan’ny fokon’i Manase an’ireto tanàna ireto: i Bety-Seana sy i Iblehama mbamin’ireo tanàna kely miankina aminy; i Dôra sy i Haîna-Dôra ary i Tahenàka sy i Megidao mbamin’ny mponina ao aminy avy sy ny tanàna kely samy miankina aminy, izany hoe ny faritanin’i Dôra.
Malagasy Bible 1865
Ary Manase nahazo anjara koa teo amin'Isakara sy teo amin'i Asera, dia Beti-sana sy ny zana-bohiny ary Ibleama sy ny zana-bohiny ay ny mponina any Dora sy ny zana-bohiny ary ny mponina any En-dora koa sy ny zana-bohiny ary ny mponina any Tanaka sy ny zana-bohiny ary ny mponina any Megido sy ny zana-bohiny, dia amin'ny havoana telo ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahazo anjara koa i Manase teo amin’Isakara sy teo amin’i Asera, dia Bety-Sana sy ny vohitra miankina aminy, Ibleama mbamin’ny vohitra miankina aminy, ny mponina any Dora mbamin’ny vohitra miankina aminy, ny mponina any Eny-Dora koa mbamin’ny vohitra miankina aminy, ao koa ny mponina any Tanàka mbamin’ny vohitra miankina aminy ary ny mponina any Megido mbamin’ny vohitra miankina aminy, dia amin’ny faritany telo ireo.
malagasy