Joshua 17:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa tsy nahazo ireo tanàna ireo ny taranak’i Manase, fa tian’ny Kananita hitoerana indrindra izany tany izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nahazo an’ireo tanàna ireo ny zanak’i Manase, ka sahy nipetraka tamin’izany tany izany ny Kananeanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy naharoaka an’ireo Kanahanita hiala tamin’ireo tanàna ireo anefa ny taranak’i Manase; koa mbola nipetrahan’ny Kanahanita ihany izany faritany izany.
Malagasy Bible 1865
Kanefa tsy nahazo ireo tanàna ireo ny taranak'i Manase: fa tian'ny Kananita hitoerana indrindra izany tany izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa tsy nahazo ireo tanàna ireo ny taranak’i Manase, fa tian’ny Kananita hitoerana indrindra izany tany izany.
malagasy
Kanefa tsy nahazo ireo tanàna ireo ny taranak'i Manase: fa tian'ny Kananita hitoerana indrindra izany tany izany.