Joshua 17:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nihanahery anefa ny Zanak’Israely dia nampanao fanompoana ny Kananita izy fa tsy nandroaka azy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa nihamahery ny zanak’i Israely dia nampandoaviny hetra ny Kananeanina fa tsy noroahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary na dia efa nihanatanjaka aza ny Israelita, dia tsy naharoaka ny Kanahanita mihitsy saingy nampanao azy asa fanompoana.
Malagasy Bible 1865
Fa rehefa nihahery ny Zanak'Isiraely dia nampanao fanompoana ny Kananita izy, fa tsy nandroaka azy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nihanahery anefa ny Zanak’Israely dia nampanao fanompoana ny Kananita izy fa tsy nandroaka azy rehetra.
malagasy
Fa rehefa nihahery ny Zanak'Isiraely dia nampanao fanompoana ny Kananita izy, fa tsy nandroaka azy rehetra.