Joshua 17:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niteny tamin’i Josoa indray ny taranak’i Josefa hoe: Nahoana no lova iray sy anjara iray ihany no nomenao ahy, kanefa efa tonga firenena lehibe aho, fa notahìn’NY TOMPO toy izao mandraka ankehitriny?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niteny tamin’i Jôsoe, ny taranak’i Josefa ka nanao hoe: «Efa tonga vahoaka be izahay izao, ary notahin’i Iaveh mandraka androany izahay, ka nahoana no dia loka iray sy anjara iray ihany no nomenao anay?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nitaraina tamin’i Josoa ny taranak’i Jôsefa nanao hoe: –Nahoana no anjara iray ihany tamin’ny antsapaka no mba nomenao anay, kanefa izahay efa tonga vahoaka marobe araka izay nitahian ’ny TOMPO anay?
Malagasy Bible 1865
Dia niteny tamin'i Josoa ny taranak'i Josefa ka nanao hoe: Nahoana no lova iray sy anjara iray ihany no nomenao ahy, kanefa aho efa tonga firenena lehibe, fa notahin'Jehovah toy izao mandraka ankehitriny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niteny tamin’i Josoa indray ny taranak’i Josefa hoe: Nahoana no lova iray sy anjara iray ihany no nomenao ahy, kanefa efa tonga firenena lehibe aho, fa notahìn’NY TOMPO toy izao mandraka ankehitriny?
malagasy