Joshua 17:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Josoa taminy: Raha firenena lehibe ary ianao dia miakara any amin’ny ala ka miteveza honenanao any amin’ny tanin’ny Perizita sy ny Refaìta, fa tery loatra aminao ny tany havoanan’i Efraima.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jôsoe taminy: «Raha vahoaka be àry ianareo miakara any an’ala, ka miteveza any amin’ny tanin’ny Ferezeanina sy ny Refaima honenanareo, rehefa ety tsy omby anareo ny tendrombohitr’i Efraima.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Josoa hoe: –Raha tàhiny vahoaka marobe ianareo ka tery ho anareo ny havoanan’i Efraîma, dia mandehana any amin’ny tanin’ny Perizita sy ny Refaîta ka tevezo ny ala any hipetrahanareo.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Josoa taminy: Raha firenena lehibe ary ianao, dia miakara any amin'ny ala, ka miteveza honenanao any amin'ny tanin'ny Perizita sy ny Refaita, fa tery loatra aminao ny tany havoan'i Efraima.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Josoa taminy: Raha firenena lehibe ary ianao dia miakara any amin’ny ala ka miteveza honenanao any amin’ny tanin’ny Perizita sy ny Refaìta, fa tery loatra aminao ny tany havoanan’i Efraima.
malagasy
Dia hoy Josoa taminy: Raha firenena lehibe ary ianao, dia miakara any amin'ny ala, ka miteveza honenanao any amin'ny tanin'ny Perizita sy ny Refaita, fa tery loatra aminao ny tany havoan'i Efraima.