Joshua 17:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nahazo anjara folo i Manase afa-tsy ny tany Gileada sy Basana, izay any andafin’i Jordana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nahazo anjaram-polo i Manase, afa-tsy ny tany Galaada sy Basàna, any an-dafin’i Jordany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nanana tsinjara folo ny fokon’i Manase ankoatry ny faritany Gilehada sy Basàna izay eny ampita atsinanan’i Jôrdàna,
Malagasy Bible 1865
Dia nahazo anjaram-polo Manase afa-tsy ny tany Gileada sy Basana, izaY any an-dafin'i Jordana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nahazo anjara folo i Manase afa-tsy ny tany Gileada sy Basana, izay any andafin’i Jordana,
malagasy
Dia nahazo anjaram-polo Manase afa-tsy ny tany Gileada sy Basana, izaY any an-dafin'i Jordana,