Joshua 17:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria ny zanakavavin’i Manase dia niara-nahazo lova tamin’ny zanany lahy; ary ny tany Gileada dia an’ny zanakalahin’i Manase sisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria ny zanaka vavin’i Manase dia nahazo lova teo afovoan’ny zanaka lahiny: ny tanin’i Galaada ho an’ny zanaka lahiny: ny tanin’i Galaada ho an’ny zanaka lahin’i Manase sisa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria ny vehivavy taranak’i Manase dia nomena zaratany koa fa tsy ny lehilahy ihany. (Ny faritany Gilehada dia an’ireo Manasita hafa).
Malagasy Bible 1865
satria ny zanakavavin'i Manase niara-nahazo lova tamin'ny zananilahy; ary ny tany Gileada dia an'ny zanakalahin'i Manase sisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria ny zanakavavin’i Manase dia niara-nahazo lova tamin’ny zanany lahy; ary ny tany Gileada dia an’ny zanakalahin’i Manase sisa.
malagasy
satria ny zanakavavin'i Manase niara-nahazo lova tamin'ny zananilahy; ary ny tany Gileada dia an'ny zanakalahin'i Manase sisa.