Joshua 17:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny sisintanin’i Manase dia hatrany Asera ka hatrany Mikmeta, tandrifin’i Sekema, dia mandroso mianatsimo, hatrany Jamina, hatrany amin’ny mponina any Eny-Tapoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny faritry ny tanin’i Manase, dia hatrany Asera no mankany Makmetata, izay tandrifin’i Sikema, ka nandroso niankavanana ny faritry ny tany mankany amin’ny mponina ao En-Tafoà:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny velaran-tanin’i Manase dia mahafaoka hatreo Asera ka hatrany Mikmetata, any atsinanan’i Sekema; avy eo dia midina mianatsimo any amin’ny mponin’i Haîna-Tapoa.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fari-tanin'i Manase dia hatrany Asera ka hatrany Mikmeta, tandrifin'i Sekema, dia nandroso tamin'ny ankavanana hatramin'ny mponina any En-tapoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny sisintanin’i Manase dia hatrany Asera ka hatrany Mikmeta, tandrifin’i Sekema, dia mandroso mianatsimo, hatrany Jamina, hatrany amin’ny mponina any Eny-Tapoa.
malagasy
Ary ny fari-tanin'i Manase dia hatrany Asera ka hatrany Mikmeta, tandrifin'i Sekema, dia nandroso tamin'ny ankavanana hatramin'ny mponina any En-tapoa. [Na: hatrany Jamina]