Joshua 17:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary an’i Manase ny faritr’i Tapoa; fa i Tapoa izay eo amin’ny sisintanin’i Manase kosa dia an’ny taranak’i Efraima.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
An’i Manase ny tany momba an’i Tafoà; fa i Tafoà any amin’ny vava tanin’i Manase, no an’ny taranak’i Efraima.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny faritanin’i Tapoa dia an’i Manase; fa ny tanànan’i Tapao izay eo amin’ny sisintany kosa dia an’ny Efraîmita.
Malagasy Bible 1865
Ary an'i Manase ny tany Tapoa; fa Tapoa kosa, izay eo amin'ny fari-tanin'i Manase, dia an'ny taranak'i Efraima.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary an’i Manase ny faritr’i Tapoa; fa i Tapoa izay eo amin’ny sisintanin’i Manase kosa dia an’ny taranak’i Efraima.
malagasy
Ary an'i Manase ny tany Tapoa; fa Tapoa kosa, izay eo amin'ny fari-tanin'i Manase, dia an'ny taranak'i Efraima.