Joshua 18:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao antsapaka ho azy tao Silo teo anatrehan’NY TOMPO i Josoa; ary tao no nizarany ny tany ho an’ny Zanak’Israely araka ny anjarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanao filokana ho azy ireo, teo anatrehan’i Iaveh, i Jôsoe tao Silao, ka tao no nizaran’i Jôsoe ny tany tamin’ny zanak’i Israely araka ny anjarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanao ny antsapaka teo anatrehan’ny TOMPO tao Silao i Josoa ka nizara ny tany ho an’ny Israelita araka ny anjara tandrifin’ny fokony avy.
Malagasy Bible 1865
Ary Josoa dia nanao filokana ho azy tao Silo teo anatrehan'i Jehovah; ary tao no nizaran'i Josoa ny tany ho an'ny Zanak'Isiraely araka ny fizarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao antsapaka ho azy tao Silo teo anatrehan’NY TOMPO i Josoa; ary tao no nizarany ny tany ho an’ny Zanak’Israely araka ny anjarany.
malagasy
Ary Josoa dia nanao filokana ho azy tao Silo teo anatrehan'i Jehovah; ary tao no nizaran'i Josoa ny tany ho an'ny Zanak'Isiraely araka ny fizarany.