Joshua 18:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
miolaka amin’ny lafiny andrefana, mianatsimo hatramin’ny tendrombohitra izay eo anoloan’i Bety-Horona eo atsimo, mihatra any Kiriata-Baala na Kiriata-Jearima, tanànan’ny taranak’i Joda: Izay no lafiny andrefana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny lafiny andrefana dia nandroso ny faritry ny tany ary niolaka hatramin’ny tendrombohitra ao anoloan’i Betôrôna eo atsimo, ka nipaka tamin’i Kariata-Baala, dia i Kariata-Jearima izany, tanànan’ny taranak’i Jodà; izany no lafiny andrefana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao andrefan’io tendrombohitra io no miolaka ny sisin-tany ka mihodina mianatsimo ary miafara ao Kiriata-Bahala (antsoina koa hoe Kiriata-Jeharima), izay tanànan’ny taranak’i Joda. Izany no sisin-tany lafy andrefana.
Malagasy Bible 1865
dia niolaka tamin'ny lafiny andrefana ka nianatsimo hatramin'ny tendrombohitra izay eo anoloan'i Beti-horona eo atsimo, ka dia nihatra any Kiriata-bala (Kiriata-jearima izany), tanànan'ny taranak'i Joda; izany no lafiny andrefana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
miolaka amin’ny lafiny andrefana, mianatsimo hatramin’ny tendrombohitra izay eo anoloan’i Bety-Horona eo atsimo, mihatra any Kiriata-Baala na Kiriata-Jearima, tanànan’ny taranak’i Joda: Izay no lafiny andrefana.
malagasy