Joshua 18:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny lafiny atsimo dia hatrany amin’ny sisin’i Kiriata-Jearima; ary ny sisintany dia mandroso miankandrefana, mihatra amin’ny loharanon’i Neftoa,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny lafiny atsimo, nanomboka eo amin’ny tendron’i Kariata-Jearima ny faritry ny tany, ary nandroso niankandrefana nipaka tamin’ny lohan’ny ranon’i Neftoà,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisin-tanin’i Benjamîna, lafy atsimo kosa, dia miainga hatreo Kiriata-Jeharima, ka miankandrefana ary miafara any amin’ny loharanon’i Neftoa.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lafiny atsimo dia hatramin'ny faran'i Kiriata-jearima; ary ny fari-tany dia nandroso niankandrefana ka nihatra tamin'ny loharanon'i Neftoa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny lafiny atsimo dia hatrany amin’ny sisin’i Kiriata-Jearima; ary ny sisintany dia mandroso miankandrefana, mihatra amin’ny loharanon’i Neftoa,
malagasy
Ary ny lafiny atsimo dia hatramin'ny faran'i Kiriata-jearima; ary ny fari-tany dia nandroso niankandrefana ka nihatra tamin'ny loharanon'i Neftoa,