Joshua 18:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mizotra avy any avaratra, mandroso hatrany Eny-Semesy sy i Gelilota izay tandrifin’ny fiakarana Adomima, midina hatramin’ny vaton’i Bohana, zanak’i Robena,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nandroso any avaratra ary nipaka tamin’i En-Semesa, nipaka tamin’i Gelilôta izay eo an-tandrifin’ny fiakaran’i Adomima, ary nidina mankamin’ny vaton’i Bôena zana-dRobena,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo mihodina mianavaratra ka mandroso hatrany Haîna-Semesa sy hatrany Gilelôta izay manoloana ny fiakaran’i Adomima, ary midina ho any amin’ilay vato atao hoe vaton’i Bôhana (I Bôhana dia zanakalahin’i Reobena).
Malagasy Bible 1865
dia nizotra avy any avaratra ka nandroso hatrany En-semesy sy Gelilota, izay tandrifin'ny fiakarana Adomima, ka nidina hatramin'ny vaton'i Bohana, zanak'i Robena,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mizotra avy any avaratra, mandroso hatrany Eny-Semesy sy i Gelilota izay tandrifin’ny fiakarana Adomima, midina hatramin’ny vaton’i Bohana, zanak’i Robena,
malagasy
dia nizotra avy any avaratra ka nandroso hatrany En-semesy sy Gelilota, izay tandrifin'ny fiakarana Adomima, ka nidina hatramin'ny vaton'i Bohana, zanak'i Robena,