Joshua 18:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mandroso hatramin’ny ilany avaratr’i Bety-Hogla, mihatra amin’ny helodrano avaratra amin’ny Ranomasintsira, eo amin’ny farany atsimo amin’i Jordana: Izay no sisintany atsimo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nihazo tamin’ny kisolosolo avaratr’i Bety-Haglà ny faritry ny tany, ary nipaka tamin’ny farany avaratra amin’ny Ranomasin-tSira ny faritry ny tany eo amin’ny vava ranon’i Jordany ao atsimo: izany no farany atsimo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary mitohy any avaratr’i Bety-Hôglà ka miafara any amin’ny tendrony avaratry ny Ranomasina Maty, eo am-bavaranon’i Jôrdàna. Izany no sisin-tany, lafy atsimo.
Malagasy Bible 1865
dia nandroso hatramin'ny ilany avaratr'i Beti-hogla, ka dia nihatra tamin'ny helo-drano avaratra amin'ny Ranomasin-tsira, eo amin'ny farany atsimo amin'i Jordana; izany no lafiny atsimo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mandroso hatramin’ny ilany avaratr’i Bety-Hogla, mihatra amin’ny helodrano avaratra amin’ny Ranomasintsira, eo amin’ny farany atsimo amin’i Jordana: Izay no sisintany atsimo.
malagasy
dia nandroso hatramin'ny ilany avaratr'i Beti-hogla, ka dia nihatra tamin'ny helo-drano avaratra amin'ny Ranomasin-tsira, eo amin'ny farany atsimo amin'i Jordana; izany no lafiny atsimo. [Heb. Arabà]