Joshua 18:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy foko fito tamin’ny Zanak’Israely anefa tsy mbola nahazo ny lovany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fito ny foko sisa tsy mbola nahazo ny lovany tamin’ny fokon’ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary mbola nisy foko fito tsy mbola nahazo ny zarataniny.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy firenena fito tamin'ny Zanak'Isiraely tsy mbola nahazo ny lovany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy foko fito tamin’ny Zanak’Israely anefa tsy mbola nahazo ny lovany.
malagasy
Ary nisy firenena fito tamin'ny Zanak'Isiraely tsy mbola nahazo ny lovany.