Joshua 18:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Jordana no mamaritra ny sisintaniny atsinanana. Ireo no lovan’ny taranak’i Benjamina sy ny sisintany manodidina azy, araka ny fokony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny farany atsinanana dia i Jordany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jôrdàna kosa no sisin-tany, lafy atsinanana. Izany no zaratany nolovan’ny Benjaminita ho an’ireo tarika ao anatiny, araka ny sisin-tany manodidina azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Jordana no fari-taniny atsinanana. Izany no lovan'ny taranak'i Benjamina amin'ny fari-taniny manodidina araka ny fokony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Jordana no mamaritra ny sisintaniny atsinanana. Ireo no lovan’ny taranak’i Benjamina sy ny sisintany manodidina azy, araka ny fokony.
malagasy
Ary Jordana no fari-taniny atsinanana. Izany no lovan'ny taranak'i Benjamina amin'ny fari-taniny manodidina araka ny fokony.