Joshua 18:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny tanànan’ny fokon’i Benjamina araka ny fianakaviany dia i Jeriko sy i Bety-Hogla ary ny lohasahan’i Keziza,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no lovan’ny taranak’i Benjamina amin’ny faritra manodidina azy manontolo, araka ny fianakaviany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto avy ny tanàna azon’ny foko benjaminita ho an’ny tarika ao anatiny: i Jerikao, i Bety-Hôglà, i Hemeke-Ketsitsa,
Malagasy Bible 1865
Ary ny tanànan'ny firenena taranak'i Benjamina araka ny fokony dia Jeriko sy Beti-hogla ary ny lohasahan'i Keziza
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny tanànan’ny fokon’i Benjamina araka ny fianakaviany dia i Jeriko sy i Bety-Hogla ary ny lohasahan’i Keziza,
malagasy
Ary ny tanànan'ny firenena taranak'i Benjamina araka ny fokony dia Jeriko sy Beti-hogla ary ny lohasahan'i Keziza