Joshua 18:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Bety-Arabà, i Zemaraima, i Betela,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny tanànan’ny fokon’ny taranak’i Benjamina araka ny fianakaviany dia: i Jerikô, i Bety-Heglà, i Eneka-Kaisy, i Bety-Arabà, i Samaraïma,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Bety-Harabà, i Tsemaraîma, i Betela,
Malagasy Bible 1865
sy Bet-arabà sy Zemaraima sy Betela
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Bety-Arabà, i Zemaraima, i Betela,
malagasy
sy Bet-arabà sy Zemaraima sy Betela