Joshua 18:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Kefara-Hamony, i Ofny, i Geba: Tanàna roa amby folo mbamin’ny vohitra miankina aminy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Kefara-Emôna, i Ofnì ary i Gabe: tanàna 12 sy ny zana-bohiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Kefara-Hamônà, i Hôfnỳ, ary i Geba; izany hoe tanàna 12 miampy ireo tanàna kely miankina aminy.
Malagasy Bible 1865
sy Kefara-hamony sy Ofny sy Geba: tanàna roa ambin'ny folo sy ny zana-bohiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Kefara-Hamony, i Ofny, i Geba: Tanàna roa amby folo mbamin’ny vohitra miankina aminy;
malagasy
sy Kefara-hamony sy Ofny sy Geba: tanàna roa ambin'ny folo sy ny zana-bohiny;