Joshua 18:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Zela, i Elefa, ny Jebosita na Jerosalema, i Gibea sy i Kiriata: Tanàna efatra amby folo sy ny vohitra miankina aminy. Izay no lovan’ny taranak’i Benjamina araka ny fianakaviany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Selà, i Elefa, i Jebosy, dia i Jerosalema izany, i Gabaata ary i Kariata: tanàna 14, sy ny zana-bohiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Tselà, i Elefa, ny tanànan’ny Jebosita (izany hoe i Jerosalema), i Gibehata, ary i Kiriata; izany hoe tanàn-dehibe 14 samy miampy ireo tanàna kely miankina aminy. Izany no zaratany nolovan’ny Benjaminita ho an’ireo tarika ao anatiny.
Malagasy Bible 1865
sy Zela sy Elefa sy ny Jebosita (Jerosalema izany) sy Gibea sy Kiriata: tanàna efatra ambin'ny folo sy ny zana-bohiny. Izany no lovan'ny taranak'i Benjamina araka ny fokony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Zela, i Elefa, ny Jebosita na Jerosalema, i Gibea sy i Kiriata: Tanàna efatra amby folo sy ny vohitra miankina aminy. Izay no lovan’ny taranak’i Benjamina araka ny fianakaviany.
malagasy
sy Zela sy Elefa sy ny Jebosita (Jerosalema izany) sy Gibea sy Kiriata: tanàna efatra ambin'ny folo sy ny zana-bohiny. Izany no lovan'ny taranak'i Benjamina araka ny fokony.[Na: ny havoan'i Kiriata]