Joshua 18:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hizara azy ho fito toko izy; koa ny Joda dia hijanona any amin’ny taniny ao atsimo, ary ny taranak’i Josefa dia hijanona any amin’ny taniny ao avaratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hozarainy fito toko ny tany; i Jodà hitoetra amin’ny faritaniny ao atsimo, ary ny taranak’i Josefa hitoetra amin’ny faritaniny ao avaratra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hozarain’ireo ho fito toko ny tany. Ny taranak’i Joda dia hijanona amin’ny faritaniny ao atsimo, ary ny taranak’i Jôsefa kosa hijanona amin’ny azy ao avaratra.
Malagasy Bible 1865
Ary hizafa azy ho fito toko izy; ny Joda hitoetra any amin'ny taniny ao atsimo, ary ny taranak'i Josefa hitoetra any amin'ny taniny ao avaratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hizara azy ho fito toko izy; koa ny Joda dia hijanona any amin’ny taniny ao atsimo, ary ny taranak’i Josefa dia hijanona any amin’ny taniny ao avaratra.
malagasy
Ary hizafa azy ho fito toko izy; ny Joda hitoetra any amin'ny taniny ao atsimo, ary ny taranak'i Josefa hitoetra any amin'ny taniny ao avaratra.