Joshua 18:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Soratinareo ny tany ka ataovy fito toko; ary ento atỳ amiko ny soratra, dia hanao antsapaka ho anareo eto anatrehan’NY TOMPO Andriamanitsika aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo àry handahatra ny toetry ny tany hataonareo fito toko, ka hoentinareo mankatỳ amiko, dia hanao filokana ho anareo eto anatrehan’i Iaveh Andriamanitsika aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ataovinareo an-tsoratra ny toetoetr’ireo tany fito toko ireo ka ento atỳ amiko izany; dia hataoko antsapaka eo anatrehan’ny TOMPO Andriamanitsika izay ho anjara fokonareo avy.
Malagasy Bible 1865
Ary soratinareo ny tany ka ataovy fito toko; ary ento atỳ amiko ny soratra, dia hanao filokana ho anareo eto anatrehan'i Jehovah Andriamanitsika aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Soratinareo ny tany ka ataovy fito toko; ary ento atỳ amiko ny soratra, dia hanao antsapaka ho anareo eto anatrehan’NY TOMPO Andriamanitsika aho.
malagasy
Ary soratinareo ny tany ka ataovy fito toko; ary ento atỳ amiko ny soratra, dia hanao filokana ho anareo eto anatrehan'i Jehovah Andriamanitsika aho.