Joshua 19:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny anjara faharoa azo tamin’ny antsapaka dia azon’i Simeona, dia ny fokon’i Simeona isam-pianakaviany; ary ny lovany dia tao anatin’ny lovan’ny taranak’i Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Simeôna no nahazo ny anjara faharoa tamin’ny loka, dia ny fokon-taranak’i Simeôna, araka ny fianakaviany: ny lovany dia tao afovoan’ny lovan’ny taranak’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny anjara navoakan’ny antsapaka faharoa dia azon’ny foko simehônita ho an’ireo tarika ao anatiny. Ny zarataniny dia tao anivon’ny an’ireo taranak’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Ary ny loka faharoa dia azon'i Simeona, dia ny firenena taranak'i Simeona isam-pokony; ary ny lovany dia tao anatin'ny lovan'ny taranak'i Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny anjara faharoa azo tamin’ny antsapaka dia azon’i Simeona, dia ny fokon’i Simeona isam-pianakaviany; ary ny lovany dia tao anatin’ny lovan’ny taranak’i Joda.
malagasy
Ary ny loka faharoa dia azon'i Simeona, dia ny firenena taranak'i Simeona isam-pokony; ary ny lovany dia tao anatin'ny lovan'ny taranak'i Joda.