Joshua 19:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny anjara fahatelo azo tamin’ny antsapaka dia azon’ny taranak’i Zebolona isam-pianakaviany; ny sisintanin’ny lovany dia hatrany Sarida,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny taranak’i Zabolôna, araka ny fianakaviany, no nahazo ny anjara fahatelo tamin’ny loka, tonga hatrany Sarida ny faritry ny lovany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny anjara voatendrin’ny antsapaka fahatelo dia azon’ny Zebolonita ho an’ireo tarika ao anatiny. Ny velaran’ny zarataniny dia mitatra hatrany Sarida.
Malagasy Bible 1865
Ary ny loka fahatelo dia azon'ny taranak'i Zebolona isam-pokony; ary ny faritanin'ny lovany dia hatrany Sarida,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny anjara fahatelo azo tamin’ny antsapaka dia azon’ny taranak’i Zebolona isam-pianakaviany; ny sisintanin’ny lovany dia hatrany Sarida,
malagasy
Ary ny loka fahatelo dia azon'ny taranak'i Zebolona isam-pokony; ary ny faritanin'ny lovany dia hatrany Sarida,