Joshua 19:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
miakatra miankandrefana hatrany Marala, mahazo an’i Dabeseta, mihatra amin’ny lohasahan-driaka tandrifin’i Jokneama;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
niakatra niankandrefana mankany Meralà, ny faritra, nipaka tamin’i Dabaseta, nipaka tamin’ny ranon-driaka ao anoloan’i Jekônama.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo ny sisin-taniny dia miankandrefana hatrany Marehala, ka mahazo an’i Dabeseta ary koa ny lohasahan-driaka izay eo atsinanan’i Jôknehama.
Malagasy Bible 1865
dia niakatra niankandrefana hatrany Marala, dia nahazo an'i Dabeseta ka nihatra tamin'ny lohasahan-driaka tandrifin'i Jokneama,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
miakatra miankandrefana hatrany Marala, mahazo an’i Dabeseta, mihatra amin’ny lohasahan-driaka tandrifin’i Jokneama;
malagasy
dia niakatra niankandrefana hatrany Marala, dia nahazo an'i Dabeseta ka nihatra tamin'ny lohasahan-driaka tandrifin'i Jokneama,