Joshua 19:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mitodika miantsinanana hatrany Sarida, hatramin’ny sisintanin’i Kislota-Tabara, mandroso hatrany Daberata, miakatra hatrany Jafia,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy eo Sarida dia niolaka niantsinanana manandrify ny masoandro miposaka hatrany amin’i faritr’i Keseleta-Tabôro, nihatra hatrany Dabereta, ary niakatra hatrany Jafie.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha hatreo Sarida kosa no miantsinanana, ny sisin-tany dia mipaka any amin’ny faritanin’i Kislôta-Jabôra, sy mandroso hatrany Daberata ary miakatra hatrany Jafia.
Malagasy Bible 1865
dia nitodika niantsinanana hatrany Sarida ka hatramin'ny fari-tanin'i Rislota-tabara, dia nandroso hatrany Daberata ka niakatra hatrany Jafia,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mitodika miantsinanana hatrany Sarida, hatramin’ny sisintanin’i Kislota-Tabara, mandroso hatrany Daberata, miakatra hatrany Jafia,
malagasy
dia nitodika niantsinanana hatrany Sarida ka hatramin'ny fari-tanin'i Rislota-tabara, dia nandroso hatrany Daberata ka niakatra hatrany Jafia,