Joshua 19:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mandroso miantsinanana hatrany Gata-Hefera sy Ita-Kazina, mandroso hatrany Rimona, izay mipaka any Nea,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy eo dia nihazo tamin’i Gata-Hefera sy Takasîna, any atsinanana, manandrify ny masoandro miposaka ary nihatra tamin’i Remôna izay mifanolotra amin’ny Nôà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo miampita miantsinanana any Gata-Hefera sy Heta-Katsîma, dia mandroso hatrany Rimôna ary mipaka any Neha.
Malagasy Bible 1865
dia nandroso niantsinanana hatrany Gata-hefera sy Ita-kazina ka nandroso hatrany Rimona, izay mipaka an'i Nea,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mandroso miantsinanana hatrany Gata-Hefera sy Ita-Kazina, mandroso hatrany Rimona, izay mipaka any Nea,
malagasy
dia nandroso niantsinanana hatrany Gata-hefera sy Ita-kazina ka nandroso hatrany Rimona, izay mipaka an'i Nea,