Joshua 19:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
miolaka eo avaratr’iny ka mahazo an’i Hanatona, mihatra amin’ny lohasaha Jifta-Ela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niolaka ny faritry ny tany mianavaratra mankany Hanatôna, sy nihatra tamin’ny lohasaha Jeftahela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Any avaratra dia mihodidina an’i Hanatôna ny sisin-tany ka miafara ao amin’ny lohasahan’i Jiftahela.
Malagasy Bible 1865
dia niolaka eo avaratr'iny ka nahazo an'i Hanatona, dia nihatra tamin'ny lohasaha Jifta-ela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
miolaka eo avaratr’iny ka mahazo an’i Hanatona, mihatra amin’ny lohasaha Jifta-Ela.
malagasy
dia niolaka eo avaratr'iny ka nahazo an'i Hanatona, dia nihatra tamin'ny lohasaha Jifta-ela.