Joshua 19:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Katata, i Nahalola, i Simrona, Idala ary i Betlehema, dia tanàna roa amby folo sy ny vohitra miankina aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tanàna dia i Kateta, i Naalôla, i Semerona, i Jedalà, sy i Betlehema, tanàna 12 sy ny zana-bohiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny velaran-tanin’i Zebolòna dia nisy tanàn-dehibe 12 samy miampy ireo tanàna kely miankina aminy; ka anisan’ireo tanàna 12 ireo i Katata, i Nahalala, i Simrôna, i Jidalà, ary i Betlehema.
Malagasy Bible 1865
Ary Katata sy Nahalola sy Simrona sy Idala sy Betlehema, dia tanàna roa ambin'ny folo sy ny zana-bohiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Katata, i Nahalola, i Simrona, Idala ary i Betlehema, dia tanàna roa amby folo sy ny vohitra miankina aminy.
malagasy
Ary Katata sy Nahalola sy Simrona sy Idala sy Betlehema, dia tanàna roa ambin'ny folo sy ny zana-bohiny.