Joshua 19:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no lovan’ny taranak’i Zebolona araka ny fianakaviany, dia ireo tanàna ireo mbamin’ny vohitra miankina aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no lovan’ny taranak’i Zabolôna, araka ny fianakaviany, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo tanàn-dehibe rehetra ireo miampy ny tanàna kely miankina aminy no zaratanin’ny Zebolonita ho an’ireo tarika ao anatiny.
Malagasy Bible 1865
Izany no lovan'ny taranak'i Zebolona araka ny fokony, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no lovan’ny taranak’i Zebolona araka ny fianakaviany, dia ireo tanàna ireo mbamin’ny vohitra miankina aminy.
malagasy
Izany no lovan'ny taranak'i Zebolona araka ny fokony, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny.