Joshua 19:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny anjara fahefatra azo tamin’ny antsapaka dia azon’Isakara, dia ny taranak’Isakara isam-pianakaviany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Isakara no nahazo ny anjara fahefatra tamin’ny loka; dia ny taranak’i Isakara, araka ny fianakaviany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny anjara navoakan’ny antsapaka fahefatra dia azon’ny taranak’i Jisakara ho an’ireo tarika ao anatiny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny loka fahefatra dia azon'Isakara, dia ny taranak'Isakara isam-pokony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny anjara fahefatra azo tamin’ny antsapaka dia azon’Isakara, dia ny taranak’Isakara isam-pianakaviany.
malagasy
Ary ny loka fahefatra dia azon'Isakara, dia ny taranak'Isakara isam-pokony.