Joshua 19:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny sisintaniny dia hatrany Jezirela, i Kesolota, i Sonema,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ny faritry ny taniny dia i Jezraela Kasalôta, i Sonema,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka ny velaran-taniny dia mahafaoka an’ireto tanàn-dehibe ireto: i Jizrehela, i Kesolôta, i Sonema,
Malagasy Bible 1865
Ary ny fari-taniny dia hatrany Jezirela sy Kesolota sy Sonema
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny sisintaniny dia hatrany Jezirela, i Kesolota, i Sonema,
malagasy
Ary ny fari-taniny dia hatrany Jezirela sy Kesolota sy Sonema