Joshua 19:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny anjara fahadimy azo tamin’ny antsapaka dia azon’ny fokon’i Asera isam-pianakaviany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fokon-taranak’i Asera araka ny fianakaviany, no nahazo ny anjara fahadimy tamin’ny loka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny anjara navoakan’ny antsapaka fahadimy dia azon’ny foko aserita ho an’ireo tarika ao anatiny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny loka fahadimy dia azon'ny firenena taranak'i Asera isam-pokony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny anjara fahadimy azo tamin’ny antsapaka dia azon’ny fokon’i Asera isam-pianakaviany.
malagasy
Ary ny loka fahadimy dia azon'ny firenena taranak'i Asera isam-pokony.