Joshua 19:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny sisintaniny dia i Helkata, i Haly, i Batena, i Aksafa,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny faritry ny taniny dia i Halkata, i Kalì, i Betena, i Aksafa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka ny velaran-taniny dia mahafaoka an’ireto tanàn-dehibe ireto: I Helkata, i Halỳ, i Betèna, i Aksafa,
Malagasy Bible 1865
Ary ny fari-taniny dia Helkata sy Haly sy Batena sy Aksafa
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny sisintaniny dia i Helkata, i Haly, i Batena, i Aksafa,
malagasy
Ary ny fari-taniny dia Helkata sy Haly sy Batena sy Aksafa