Joshua 19:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Alameleka, i Amada ary i Misala, dia mihatra amin’i Karmela eo andrefana sy i Sihora-Libnata,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Elmeleka, i Amaala sy i Mesaby; ary eo andrefana, dia nipaka tamin’i Karmela sy i Sihôra-Labànata,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Alameleka, i Hamehada ary i Misala. Ny sisin-tany, lafy andrefana dia mipaka amin’ny tendrombohitra Karmela sy amin’ny lohasahan-driaka Sihôra-Libnata.
Malagasy Bible 1865
sy Alameleka sy Amada sy Misala, dia nihatra any Karmela eo andrefana sy Sihora-libnata,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Alameleka, i Amada ary i Misala, dia mihatra amin’i Karmela eo andrefana sy i Sihora-Libnata,
malagasy
sy Alameleka sy Amada sy Misala, dia nihatra any Karmela eo andrefana sy Sihora-libnata,