Joshua 19:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
avy eo mitodika miantsinanana ho any Bety-Dagona, mihatra amin’i Zebolona, ny lohasaha Jifta-Ela any avaratra, i Bety-Emeka, i Neiela, mihatra amin’i Kabola eo ankavia,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia niolaka mankany Bety-Dagôna, nipaka tamin’i Zabolôna sy ny lohasaha Jeftahela eo avaratr’i Bety-Emeka sy i Nahiela ary nihatra tamin’ny tanin’i Kabola, eo ankavia,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisin-tany, lafy atsinanana, dia mitodika ho any Bety-Dagôna ka mifandray amin’ny tanin’i Zebolòna sy mihazo ny lohasahan’i Jiftahela ary mianavaratra mankany Bety-Hemeka sy Nohiela. Avy eo mandalo amin’ireto tanàn-dehibe ireto: dia i Kabela, i Misala,
Malagasy Bible 1865
dia nitodika niantsinanana ho any Beti-dagona ka nihatra any Zebolona sy ny lohasaha Jifta-ela any avaratra sy Bet-emeka sy Neiela, ka dia nihatra any Kabola eo ankavia
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
avy eo mitodika miantsinanana ho any Bety-Dagona, mihatra amin’i Zebolona, ny lohasaha Jifta-Ela any avaratra, i Bety-Emeka, i Neiela, mihatra amin’i Kabola eo ankavia,
malagasy
dia nitodika niantsinanana ho any Beti-dagona ka nihatra any Zebolona sy ny lohasaha Jifta-ela any avaratra sy Bet-emeka sy Neiela, ka dia nihatra any Kabola eo ankavia