Joshua 19:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Ebrona, i Rehoba, i Hamona, i Kana, hatrany Sidona lehibe,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy i Abrana, i Rohoba, i Hamôna ary i Kanà, hatrany Sidona lehibe,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Habdôna, i Rehôba, i Hamôna, ary i Kanà; ka miafara any Tsidôna, tanàna lehibe.
Malagasy Bible 1865
ary Ebrona sy Rehoba sy Hamona sy Kana ka hatrany Sidona lehibe,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Ebrona, i Rehoba, i Hamona, i Kana, hatrany Sidona lehibe,
malagasy
ary Ebrona sy Rehoba sy Hamona sy Kana ka hatrany Sidona lehibe,