Joshua 19:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mitodika hatrany Rama sy hatrany Tiro, tanàna mimanda, mitodika hatrany Hosa, mihatra amin’ny ranomasina eo akaikin’ny tany Akziba,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia niolaka ny faritry ny tany mankany Ramaha hatrany Tira, tanàna mimanda, ary niolaka ny faritra mankany Hosa, ka nihatra tamin’ny ranomasina, akaikin’ny faritanin’i Akziba,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo ny sisin-tany dia mihodina hatrany Ramà sy hatrany Tiro tanàna mimanda, dia mihodina ho any Hôsa ary mihatra amin’ny Ranomasina Mediteranea ka mahafaoka an’ireto tanàn-dehibe ireto: i Mehaleba, i Akziba,
Malagasy Bible 1865
dia nitodika hatrany Rama sy Tyro, tanàna mimanda, dia nitodika hatrany Hosa, ka dia nihatra tamin'ny ranomasina teo akaikin'ny tany Akziba
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mitodika hatrany Rama sy hatrany Tiro, tanàna mimanda, mitodika hatrany Hosa, mihatra amin’ny ranomasina eo akaikin’ny tany Akziba,
malagasy
dia nitodika hatrany Rama sy Tyro, tanàna mimanda, dia nitodika hatrany Hosa, ka dia nihatra tamin'ny ranomasina teo akaikin'ny tany Akziba