Joshua 19:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Oma, i Afeka ary i Rehoba: Tanàna roa amby roapolo mbamin’ny vohitra miankina aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fanampin’izany i Amà, i Afeka, ary i Rohoba; tanàna 22 sy ny zana-bohiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Homà, i Afeka ary i Rehôba. Ny velaran-tanin’i Jisakara dia nisy tanàn-dehibe 22 samy miampy ny tanàna kely miankina aminy.
Malagasy Bible 1865
ary Oma sy Afeka ary Rehoba: tanàna roa amby roa-polo sy ny zana-bohiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Oma, i Afeka ary i Rehoba: Tanàna roa amby roapolo mbamin’ny vohitra miankina aminy.
malagasy
ary Oma sy Afeka ary Rehoba: tanàna roa amby roa-polo sy ny zana-bohiny.