Joshua 19:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny anjara fahenina azo tamin’ny antsapaka dia an’ny taranak’i Naftaly isam-pianakaviany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny taranak’i Neftalì, araka ny fianakaviany, no nahazo ny anjara fahenina, tamin’ny loka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny anjara navoakan’ny antsapaka fahenina dia azon’ny taranak’i Naftalỳ ho an’ireo tarika ao anatiny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny loka fahenina dia an'ny taranak'i Naftaly isam-pokony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny anjara fahenina azo tamin’ny antsapaka dia an’ny taranak’i Naftaly isam-pianakaviany.
malagasy
Ary ny loka fahenina dia an'ny taranak'i Naftaly isam-pokony.