Joshua 19:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny sisintaniny dia hatrany Halefa ka hatrany amin’ny hazo terebinta ao Zananima, hatrany Adamy-Hanekeba, i Jabniela, hatrany Lakoma, mihatra tamin’i Jordana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny faritry ny taniny dia hatrany Helefa avy eo amin’ny aoka ao Saananima no nankany Adamy-Nekeba sy Jebnaela ka hatrany Lekoma, dia nihatra tao Jordany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisin-taniny, lafy avaratra, dia miainga hatreo Helefa, hatreo amin’ilay oaka akaikin’i Tsahananima, dia mandalo an’i Adamỳ-Nekeba sy i Jabneela, ka tonga hatrany Lakôma ary miafara eo Jôrdàna.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fari-taniny dia hatrany Halefa ka hatramin'ny hazo terebinta ao Zananima sy hatrany Adami-hanekeba sy Jabniela ka hatrany Lakoma, ka dia nihatra an'i Jordana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny sisintaniny dia hatrany Halefa ka hatrany amin’ny hazo terebinta* ao Zananima, hatrany Adamy-Hanekeba, i Jabniela, hatrany Lakoma, mihatra tamin’i Jordana,
malagasy
Ary ny fari-taniny dia hatrany Halefa ka hatramin'ny hazo terebinta ao Zananima sy hatrany Adami-hanekeba sy Jabniela ka hatrany Lakoma, ka dia nihatra an'i Jordana,